« Toute l'eau des océans ne suffirait pas à éteindre le feu de l'Amour. Et toute l'eau des fleuves serait incapable de le noyer. Imaginons quelqu'un qui offrirait tous ses biens pour acheter l'amour : il ne manquerait pas de recueillir le mépris »
(Cantiques des Cantiques : 8 : 7)
COURS GRATUITS
Fampianarana maimaim-poana toy ny fanao isan-taona ho an’ny mpianatra manomana ny fanadinana CEPE avy amin’ny fiaraha-miasan’ny CISCO  sy ny Cua. Manomboka ny 09 Mai hatramin’ny 04 Jolay 2009 .

ANDRO SY ORAN’NY FAMPIANARANA :
  • Asabotsy maraina : 08 ora hatramin’ny 11 ora.
  •                            na
  • Alarobia maraina : 08 ora hatramin’ny 11 ora.
  •                            na
  • Alarobia tolakandro :02 ora hatramin’ny 05 ora.
ny fandrindrana  dia ny sekoly  no miandraikitra azy. Eny amin’ny  EPP avokoa no anaovana ny fampianarana nefa afaka mandray mpianatra avy amin’ny sekoly tsy miankina arakarak’izay zakan’ny sekoly.
  • Maimaim-poana sy an-tsitrapo ny fandraisan’anjaran’ny mpampianatra.
  • li>
  • Manao ny fanaraha-maso ara-pedagojika kosa ny Cisco.
  • EPP Ambodihady Ambohimanarina sy Ambohitsoa Mahazoarivo no nanombohana izany.

ZAP    (Zone Administrative et Pédagogique)

  Ecoles    

Enseignants

Elèves

I

01

02

69

II

05

13

583

III

05

13

420

IV

05

18

819

V

06

27

1519

VI

16

34

1463

TOTAL

38

107

4873


Marihina fa antontan’isa vonjimaika ihany ireo fa raisina an-tanan-droa ireo sekoly tsy miankina vonona hifanome tanana amin’ny fanomezana fampianarana maimaim-poana.